Teny iditra | fivakavaka (vakavaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |