Teny iditra fivalamparana (valampatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandriana mitsilany ka ny tongotra atsotra tanteraka
Fakana toerana be araka izay tiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05