Teny iditra fivalombalona (valombalona (valona))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivalombalona, manonjanonja [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière d'onduler [1.3]
Ohatra Ka aiza no hahavinanian' ny mpanandro izay ho fivalombalona sy ho fandrin' izany? [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07