Teny iditra fivanikana (vanika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampisehoana ny nify, na ho fihomehezana tsotra na ho mari-pahatezerana
Tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05