Teny iditra fivantanana (vantana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho
Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty
Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny
Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20