Teny iditra fivarorahana (varoraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany
Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05