Teny iditra | fivelarana (velatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Développement, épanouissement, expansion [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |