Teny iditra | fivembena (vembena (vena)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |