|
|
|
|

Teny iditra1  fivendrivendry
Fototeny  2  vendrivendry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetra na fomban' ny olona mivendrivendry, izany hoe mitotototo atsỳ sy arỳ

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11