Teny iditra fiverenana (verina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05