Teny iditra fivezenana (vezina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05