Teny iditra fivikivikiana (vikiviky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena [1.1]
Tovy hevitra fivikiviky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05