Teny iditra fivizatra (vizatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona mivizatra, izany hoe miteny miriadriatra miaraka amin' ny endrika mifandrirodrirotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05