Teny iditra | 1 fivoriambe |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.470, 1.7] a general assembly |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.470, 1.8] assemblée générale |
Ohatra |
5 [1.369#] Ireny fivoriambe natao handinihan-tena ireny no fakana ainan' ny Firotsahana an-tsitrapo. |
Singan-teny | 6 fivoriana, be |
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |