Teny iditra fivotrovotro (votrovotro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny hoditra mivotrovotro, izany hoe misy mibontsimbontsina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05