|
|
|
|

Teny iditra1  fivovozana
Fototeny  2  vo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fikiakiahan' ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra: tsy ahitana tory ny fivovozan' ny alika atỳ aminareo izany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11