Teny iditra | fivozihirana (vozihitra (zihitra)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fibontainana, fizihirana be [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de se gonfler, les embarras gastriques, la cause [1.3] | |
Ohatra | Ny fivozihiran' ny kibon' Ibalita no tsy ahafahany miaina
[1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |