|
|
|
|

Teny iditra1  fizaha (zaha)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Ce qu’on peut regarder, manière de regarder [1.3]
Ohatra  5  indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996]

Fivaditsoratra  6  fihaza, fizaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20