|
|
|
|

Teny iditra1  fizahana
Fototeny  2  zaha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandehanana mijery: Fizahana lanonana
Fitadiavana: Tsy mora ny fizahana asa ankehitriny
Fitsapana: Fizahana toetra an' Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa hatao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona
Fanontaniana ny sikidy
Fandinihan' ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin' ny maraina ihany no fizahon' i dokotera Ranona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#865] Ce qu'on peut regarder, manière de regarder
6  [1.13] exploration, consultation
Ohatra  7  Dia ny fizahana ny lanjany sy ny famantarana ny feony, fandrao misy tsy mety. [2.366#]
8  Diso mety loatra, hoy izy, raha natao ny fizahana, io no tandroky ny tany sady ondam-panjakana; [2.1022#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21