Teny iditra | 1 fizakan-tena |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] autonomy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] autonomie |
Ohatra |
5 Ny fivoarana ara-tsosialy, araka izany, dia mivohy ny fizakantena sy ny fanamafisana ny sata ara-toekarena sy sosialin' izy ireo. [1.384#] |
Voambolana |
6 Pôlitika |
Mpanahaka | 7 fahaleovantena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |