Teny iditra fizehozeho (zehozeho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona mizehozeho, izany hoe mandeha mibaikabaika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05