Teny iditra fiziriziry (ziriziry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona miziriziry, izany hoe miridiridy, manao di-doha, mikiribiby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05