Teny iditra | 1 foara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsena lehibe ivarotana sy ampisehoana ny vokatry ny fambolena, fiompiana sy taozavatra fanao isan-taona amin' ny tanàna iray: tsenabe |
Voambolana |
4 Toe-karena: varotra |
Fivaditsoratra | 5 afaro, afora, arafo, arofa, faaro, farao, foara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |