Teny iditra | foaraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The beef used in the ceremony of the afana. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | foaraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [1.78] | ||
Fivaditsoratra | arafoka, arak-afo, foaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |