|
|
|
|

Teny iditra 1  fofoina
Fototeny  2 fofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
9 Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be engaged to be married (of the girl) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) [1.3#177]
12 fiancée (se dit de la femme) [1.8]
Ohatra  13  kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fofoany, fofoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21