Teny iditra fofon' aina
Singan-teny fofona ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fofon-aina ] The breath; lit. the breath of life. [1.2]
Ohatra ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[2.131]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19