|
|
|
|

Teny iditra 1  foforina
Fototeny  2 fofotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
9 Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?
10 Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany
11 Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be blown by bellows, as the fire, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
14 qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs)
15 à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne) [1.3]

Fivaditsoratra  16 fiforona, foforina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19