|
|
|
|

Teny iditra 1  fokarina
Fototeny  2 fokatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata
9 Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha
10 Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be exhumed; to be extracted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on exhume; qu'on extrait [1.8]

Fivaditsoratra  13 fanorika, 14 fikorana, 15 firanoka, 16 fironaka, fokarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19