|
|
|
|

Teny iditra1  fokoaña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] firazanana: Ny fipaniaña mihevitra ny fokoaña any ñ'mahaavy ny raha tsy iraisana io (ny fiheverana matetika ny firazanana anie no mahatonga ny tsy fifankahazoana)

Fivaditsoratra  4  afonoka, anofako, anokafo, fanoako, fanokoa, foanako, fokoaña, nafaoko, nafokao, naofako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21