Teny iditra | 1 folon-taho |
Singan-teny | 2 folona, taho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ireo vodin-javamaniry toy ny tongolo, izay notapahina ny tahony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 plantes dont les tiges sont annuelles tandis que leurs tubercules sont pérennes [1.196] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30 |