Teny iditra (1/3) | 1 fona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#183] Mue des dents, perte des dents de lait |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 6 fona |
Sokajin-teny | 7 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 13 fona |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] a bird with a black body and red tail feathers. |
Voambolana |
17 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 18 afon, fano, fona, nafo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |