|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Mue des dents, perte des dents de lait [1.3#183]

Teny iditra (2/3)6  fona
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Sampanteny 
8  Hafa :
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12  Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1]

Teny iditra (3/3)13  fona
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  16  Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  a bird with a black body and red tail feathers. [1.2]

Fivaditsoratra  18  fano, fona

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08