|
|
|
|

Teny iditra 1  fongatina
Fototeny  2 fongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
9 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
10 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1]
Tovy hevitra  11 fongarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22