| Teny iditra | 1 fongorana |
| Fototeny | 2 fongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Foanana hatramin' ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be exterminated, to be torn up by the roots, to be extirpated.
[1.2] 10 to be completely destroyed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on détruit complétement
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 12 fangorona, fongorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|