Teny iditra | fonitra | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). [1.1] | ||||||
Ilazana zavatra fohy fa matanjaka [2.313] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hard; a short and stout person, animal, or bird. [1.2] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | fonitra | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tapitra, lany [1.78] | ||||||
Teny iditra | fonitra | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Exceedingly [1.2] | ||||||
Fivaditsoratra | fitrona, fonitra, trifano, trifona, trofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22 |