|
|
|
|

Teny iditra 1  forofotra
Fototeny  2 rofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
6 Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
7 Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro [1.1]
8 mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 a kind of scabies which rises in small thick pimples. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 éruption, bouton [1.13]
Voambolana  11  Fahasalamana
Tovy hevitra  12 kilo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22