|
|
|
|

Teny iditra 1  foronina
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao?
9 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be formed, to be fashioned, to be created. [1.2]
11 to be created to be formed or fashioned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe foronina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19