Teny iditra | 1 forosety |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a table fork [1.2] 5 a fork for eating [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 fourchette [1.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |