|
|
|
|

Teny iditra 1  fosaina
Fototeny  2 fosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!
9 Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be backbitten, to be scandalized. [1.2]
11 to be slandered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on calomnie [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe fosaina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fisaona, fosaina, 16 ifosana, 17 ofasañy, 18 safoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21