Teny iditra | 1 fotabe |
Singan-teny | 2 fotatra, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10] karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. 5 [1.78] [Betsimisaraka] karazan-kazo |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava]
7 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: hazo |
Mpanahaka | 9 atafana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 16 Betafo, fotabe, tafo be |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |