|
|
|
|

Teny iditra 1  ganagana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a duck
10 a word used in calling ducks. See vorombazaha [1.2]
11 [French cane] a tame duck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 canard domestique [1.54]
13 [français cane] cane, canard domestique [1.8]
Voambolana  14  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  15 vorombazaha
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ganagana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Sary 
18 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22