Teny iditra garaba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sobiky lehibe vita amin' ny hodikazo mahalandrary ka makarakara, fitondrana akoho na vorona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A large open wicker basket for carrying rofia, birds, etc. [1.2]
 A large open-weave basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Corbeille en treillis, bourriche [1.3]
 Grand panier [1.8]

Teny iditra garaba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lavaka lalina fivoahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hole in the ground; a water-closet. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Latrines [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31