Teny iditra (1/2) | 1 gazety |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a newspaper 5 [1.2] a gazette; a report 6 [1.7] a periodical |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] Gazette, journal 8 [1.8] périodique |
Ohatra |
9 Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [2.117] 10 Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [2.332] 11 Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [4.27] |
Voambolana |
12 Toe-karena: tonta printy, sary |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 20 gazety |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] publié |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |