|
|
|
|

Teny iditra1  gedragedraina (gedragedra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika io fa lasa eo io 4  Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be loosely tied. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Qu'on relâche ou qu'on lie lâchement, qu'on gouverne avec trop d'indulgence: Nogedragedrainao ny kofehy ka nivaha ny entana (Vous avez lié la corde trop lâchement et le paquet s'est détaché) ~ Aza gedragedrainao ny fifehin' ny ankizy (Ne gouvernez pas les enfants avec trop d'indulgence) [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  gedragedraina, igedragedrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20