Teny iditra gehezina (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fehezina mafy tsara: Gehezo ny entana sao miboraka
Terena: Nogehezindra iny sy reniny hianatra izy veto nianatra
Tazonina, ageboka: Nogehezin' ny fanjakana ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be tied, to be bound, to be forced, to be pressed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on serre, qu'on lie fortement, qu'on étreint, qu'on retient, qu'on contraint: Gehezin' ny zokiny ny fananany (Son aîné retient ses biens) ~ Gehezin' ny ray aman-dreny mba hianatra izy (Il est contraint par ses parents à étudier) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : gehezina, geheziko, gehezinao, geheziny, gehezintsika, gehezinay, gehezinareo, gehezin', gehezin-, gehezim-, gehezi-
Ny lasa : nogehezina, nogeheziko, nogehezinao, nogeheziny, nogehezintsika, nogehezinay, nogehezinareo, nogehezin', nogehezin-, nogehezim-, nogehezi-
Ny hoavy : hogehezina, hogeheziko, hogehezinao, hogeheziny, hogehezintsika, hogehezinay, hogehezinareo, hogehezin', hogehezin-, hogehezim-, hogehezi-
Filaza mandidy : gehezo
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20