|
|
|
|

Teny iditra 1  gehina
Fototeny  2 geka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha
9 Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto
10 Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [1.2]
Tsipelina hafa  12 gaihina
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how gehina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22