|
|
|
|

Teny iditra1  gelonium
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Tina gelonium  famatsilakana, fandifiana, fandifihana, fandrabohantataro, fantsidakana, fatsidakana, felaborona, hazomena, hazompoza, mariandafa, maroda, marodijia, pika, ramaindafa, ramendafa, ramiavondafa, sanirambaza, sanirambazamadinidravina, talakantsidy, tsiramiramy

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16