Teny iditra giloby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory
Teny ampiasain' ny mpanoratra hilazana ny tany: Eto amin' itỳ gilobin-dranomaso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A globe [1.2]
Ny fihaviany Anglisy: globe. Frantsay: globe.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31