| Teny iditra | 1 ginehy |
| Fototeny | 2 gehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy
8 terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra 9 fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 [passive with infix]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 serré, retenu, contraint
[1.3#195] |
| Tovy hevitra | 12 voagehy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|