Teny iditra | gisa | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A goose [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Oie [1.54] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Sampanteny |
| ||
Ny fihaviany | Anglisy: geese. | ||
Tsipelina hafa | gisy | ||
Mpanahaka | vorombe | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |